Fokontany iray anatin’ny kaominin’i Masindray , distrikan’Avaradrano, no misy an’Antanamalaza. 30 km eoeo miala an’Antananarivo, mankany amin’ny là lam-pirenena…
Zary fahazarana (ratsy?) hoantsika ny fampiasà na ny anarana hoe "Dilambato" rehefa manondro ny tany any andafin'ny riaka isika. Fantaro anefa …
36 km miala ny renivohitra no misy azy. Tendrombohitra avo any amin'iny faritr'Imamo iny no misy an'Antongona. Voasokajy hoe toeram-pikarohana sy h…