TONGASOA !!


Tongasoa eto @ bilaogy : "Takamaso",

Izy ity dia iray tampo @ bilaogy " Hitan'ny Masoko ", natao hizaràna ireo lahatsoratra amin'ny teny Malagasy ranoray. Tsy te hiezaka hanoratra teny Malagsy ranoray aho fa te hanao, saingy noho ny etraketrakin'ny fanabeazana sy ny fampitàna ny kolotsaindrazana nandringa dia tsy mahafehy ny tenindrazana. Koa ialàna tsiny ety am-boalohany izay ho vokatry ny ezaka mbola ho maro diso sy fahatsontsàna. Enga anie hifanitsy eto isika ka ho tafapàka amin'ny tompony ny teniny.

Izay no lava raha sasin-teny anefa tsisy votoatiny mahaliana akory fa mazotoa ianao mpamaky manaraka ny bilaogy !

Miara miasa amin'ny http://www.boosterblog.com



Enregistrer un commentaire

0 Commentaires