Ndeha hanalavitra an’Imerina nahazatra antsika teto amin’ny bilaogy isika amin’ity indray mitoraka ity ka hijery toerana iray manamarika ny faritra Vakinankara…
Andramasina dia distrika iray ao anatin’ny faritra Analamanga. Mizara 11 Andramasina araka ny fandaminana ara-panjakana (kaominina ambony sy ambanivohitra), is…
Tsy vitsy no mahalala fa Ikaloy no toerana nahaterahan’ny Mpanjaka Andrianampoinimerina, saingy raha hanontaniana ny misy marina na ny mombamomba izany toerana…
Vohitra iray any amin'ny faritra Antananarivo Avaradrano indray no handeha hitondrà ko anao mpamaky androany, dia any ANDRANOVAO . Andranovao dia tanà na ir…
Fokontany iray anatin’ny kaominin’i Masindray , distrikan’Avaradrano, no misy an’Antanamalaza. 30 km eoeo miala an’Antananarivo, mankany amin’ny là lam-pirenena…
Zary fahazarana (ratsy?) hoantsika ny fampiasà na ny anarana hoe "Dilambato" rehefa manondro ny tany any andafin'ny riaka isika. Fantaro anefa …
36 km miala ny renivohitra no misy azy. Tendrombohitra avo any amin'iny faritr'Imamo iny no misy an'Antongona. Voasokajy hoe toeram-pikarohana sy h…